|
|
|
|

Entry1  anjombona
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Music: instruments
Explanations in Malagasy  4  Zavamaneno tsofina vita amin' ny tandrok' omby na tandrok' omby nampiana volotsangana; ampiasaina toy ny anjomara ihany koa ny anjombona saingy tsy mba mahalasa lavitra loatra ny feony, hany ka atao ho an' ny olona eo antanàna ihany [1.1]
Explanations in English  5  a shell used as a horn; it is smaller than the angaroha. See angaroha, antsiva. [1.2]
6  a bugle made from a conch shell [1.7]
Explanations in French  7  cor d'appel fait d'une conque marine [1.8]
Examples  8  Notsofina ny anjombona hivorian'ny vahoaka. [2.588#]
9  Nabobobobony ny anjombona ary novelominy ny tsangan' afo. [2.588#]
Hyperonym 
Proverbs  10  Proverbs containing the word anjombona

Updated on 2023/03/19