Entry aoriandriana (aoriana)
Part of speech adverb [full list]
Explanations in French [duplicatif diminutif] à une petite distance en arrière) [1.3]
Examples 
1Taty aoriandriana dia lasa voly fanondrana izy. [2.117]
2Tato aoriandriana indray, dia ny Hova lahy indray no anononan'ny olona azy; [2.59]
3Raha karipela mikambana izy, dia tsy mikambana amy ny voalohany, fa ato aoriandriana. [1.357]

Updated on 2023/01/20