Entry araka afo
Elementary words araka ; afo
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Haingana dia haingana, miaraka amin' ny vava, miaraka amin' izay: Ataovy araka afo ny fitakiana ny trosanao fa tsy ho azonao intsony iny raha angatahanao andro [1.1]

Updated on 2023/06/05