Entry araraka (raraka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Alatsaka, akorotsaka, aely, ariana: Nararany teo antokonana ny rano tao an-tsinibe / Aza araraka an-tany ny anatra omen' i Dada sy Neny [1.1]
Explanations in English To be spilled, to be scattered [1.7]
Explanations in French Qu'on éparpille, qu'on répand, qu'on verse [1.8]
Morphology 
Present : araraka, ararako, ararakao, ararany, araratsika, ararakay, ararakareo, ararak', arara-
Past : nararaka, nararako, nararakao, nararany, nararatsika, nararakay, nararakareo, nararak', narara-
Future : hararaka, hararako, hararakao, hararany, hararatsika, hararakay, hararakareo, hararak', harara-
Imperative : araraho
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2020/07/31