Entrée |
raraka
|
Partie du discours | participe
|
Explications en malgache | Teny ilazana rano na voan-javatra mianjera ka miparitaka, na fofona vaky ka miely, very: Raraka daholo ilay menaka vao novidina / Raraka tao amin' ny tany ny fotsimbary ¶ Tsy afa-panadinana: Raraka indray Rabe tamin' ny fanadinana farany tao. [1.1]
|
Explications en anglais | spilled, scattered [1.7]
|
Explications en français | répandu, comme de l'eau, des grains, des parfums; qui s'est détaché, comme des feuilles d'un arbre ¶ Figuré: arrêté par la lassitude; ruiné [1.3]
|
| éparpillé [1.8]
|
Morphologie |
raraka
rarako
rarakao
rarany
raratsika
rarakay
rarakareo
rarak'
rara-
| |
raraka
rarako
rarakao
rarany
raratsika
rarakay
rarakareo
rarak'
rara-
| |
ho raraka
ho rarako
ho rarakao
ho rarany
ho raratsika
ho rarakay
ho rarakareo
ho rarak'
ho rara-
| |
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Exemples |
1 | Raraka tamiko ny antsasak' ilay rano.
[2.4]
|
2 | Tsy hisy raraka an-tany izay haloaky ny vavanao.
[2.528]
|
|
Proverbes |
|