Entry aretina tsy mampandry fangady
Elementary words aretina ; tsy mampandry fangady
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza aretina mahafaty olona betsaka poporohana (toa tsy mandry mihitsy ny fangady fa ihadiana fasana tsy an-kijanona) [1.1]
Explanations in French Maladie qui cause une grande mortalité [...] [full text in 1.54]

Updated on 2023/11/20