Entry ari > aritra
Part of speech noun
Explanations in French Convalescence, guérison [1.3]
Vocabulary 
Derivatives 
 

Entry ari > aritra
Part of speech noun
Explanations in English Endurance, forbearance, patience, continuance. See tanty, zaka [1.2]
Explanations in French Endurance, support, patience, persévérance, constance [1.3]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : aritra, aritro, aritrao, ariny, aritsika, aritray, aritrareo, aritr', ari-, aritry
Derivatives 
 
Proverbs 

Entry ari > aritra
Part of speech participle
Explanations in Malagasy Zaka, lefitra, toha [1.1]
Explanations in English Endured, borne [1.7]
Explanations in French Supportable [1.3, 1.8]
 Supporté [1.8]
Examples 
1Tsy aritro intsony ny ataon' ny mpampiasa ahy ka hiala aho. [1.1]
2Tsy aritro ny hainandro (Je ne puis supporter l'ardeur du soleil) [1.3]
3Tsy aritra anefa ireto teniny kely momba ny tsena ireto: « Izao no lazaiko anareo mpandafo hena. [2.298]
4Kanefa tsy aritra izany fiandrasana izany ka ny fihinanana ny akoho amam-borona no ntao hoe Fotsiaritra izany hoe Fo tsy aritra. [2.508]
Morphology 
Present : aritra, aritro, aritrao, ariny, aritsika, aritray, aritrareo, aritr', ari-, aritry
Past : aritra, aritro, aritrao, ariny, aritsika, aritray, aritrareo, aritr', ari-, aritry
Future : ho aritra, ho aritro, ho aritrao, ho ariny, ho aritsika, ho aritray, ho aritrareo, ho aritr', ho ari-, ho aritry
Compound words 

Anagrams 

Entry ari > arina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Sisa amin' ny hazo izay nodorana tsy avala hisy lelafo na ho zary lavenona ka tonga vongana azo arehitra mivaivay [1.1]
Explanations in English Charcoal, soot; [1.7]
Explanations in French Charbon, suie; [1.8]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Entry ari > arina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Enti-milaza fitrakana, fipetraka na fijoro tsara tsy mihilana na mirona [1.1]
Explanations in English Uprightness, levelness [1.7]
Explanations in French Aplomb, nivellement [1.3, 1.8]
 Séant, redressement, rétablissement, recouvrement [1.3]
Derivatives 
Toponyms 

Entry ari > arina
Part of speech noun
Explanations in French Appellation botanique: Bridelia tulasneana [2.612]
  [Betsimisaraka, Bezanozano] ( arina : veut dire "charbon de bois", la technique de séparation des charbons de bois, avec des fours en terre de fortune est très anciennement pratiquée à Madagascar). Nom donné aux arbres dont le bois est considéré comme propre à donner les meilleurs charbons, facile à distiller. Ce sont notamment :
-- Bridelia tulasneana Baill. (Phyllanthaceae)
-- Schizolaena cauliflora Thouars,
-- Schizolaena rosea Thouars et
-- Rhodolaena bakeriana Baill. (Sarcolaenaceae). [1.196]
Scientific name Bridelia tulasneana, Rhodolaena bakeriana, Schizolaena cauliflora, Schizolaena rosea
Vocabulary 
Synonyms hazoanafo ~ ombitavy
Other spellings 

Anagrams 

Entry ari > arika
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Fahatsiarovana; tsy fampiasa afa-tsy amin' ireto teny ireto [1.1]
Explanations in French Mémoire [1.3]
Compound words 

Entry ari > arika (rika)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao ao ambany rambaramba mba hikodiavany tsara: Iretsy hazo boribory iretsy arika an' itỳ rambaramba ity [1.1]
Explanations in French Ce qu'on met sous le traîneau pour le faire rouler [1.3]
Morphology 
Present : arika, arikako, arikanao, arikany, arikantsika, arikanay, arikanareo, arikan'
Past : narika, narikako, narikanao, narikany, narikantsika, narikanay, narikanareo, narikan'
Future : harika, harikako, harikanao, harikany, harikantsika, harikanay, harikanareo, harikan'
Imperative : arikao

Entry ari > arika
Part of speech noun
Explanations in French  [Tankarana] Rate [1.19]
Vocabulary 
Synonyms bakela ~ katry ~ lambiñana
Other spellings 

Anagrams