Entry asasy (sasy)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao sasy, atao fiteny na filatron-kira mialoha: Feon-javamaneno mahafinaritra no nasasiny ny fampisehoana [1.1]
Morphology 
Present : asasy, asasiko, asasinao, asasiny, asasintsika, asasinay, asasinareo, asasin', asasin-, asasim-
Past : nasasy, nasasiko, nasasinao, nasasiny, nasasintsika, nasasinay, nasasinareo, nasasin', nasasin-, nasasim-
Future : hasasy, hasasiko, hasasinao, hasasiny, hasasintsika, hasasinay, hasasinareo, hasasin', hasasin-, hasasim-
Imperative : asasio

Anagrams 

Updated on 2023/01/20