Entry atsimo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Lafin' ny tany any an-kavanana raha mitodika miantsinanana; mifanohitra amin' ny avaratra [1.1]
Explanations in English The south. Atimo, and ambalaka used in the provinces. [1.2]
 The south [1.7]
Explanations in French Sud [1.3, 1.8]
Examples Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra [2.472]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : atsimo, atsimony, atsimon', atsimon-, atsimom-
Derivatives 
 
Synonyms ambalaka
Antonyms 
Compound words 
Ethnonyms 
Other spellings 
Proverbs 

Entry atsimo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Kely haja, mahantra [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/08/11