Entry avaratra andrefana
Elementary words avaratra ; andrefana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Sisiny iadian' ny lafiny avaratra sy ny lafiny andrefana [1.1]
Examples 
1Tanàna kely ao avaratra andrefan' i Vatomandry [2.5]
2Tany amorontsiraka avaratra andrefana no nalehan' izy ireny voalohany [2.366]
Vocabulary 

Updated on 2023/03/21