Entrée | averina (verina) | ||||||||||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||||||||||
Explications en malgache | Ampanaovina dia mianotra: Avereno ny fiarakodia ¶ Lazaina indray: Avareno izay lazaiko ¶ Atao fanindroany: Naverina indray ny fanadinana fa nisy nahita mialoha ny zavatra hanadinana ¶ Asaina miverina: Naverina ilay iraka ¶ Aterina: Tsy mbola naverin' ilay karilahy iny ihany ny bokiko nindraminy ¶ Ampodìna: Naveriny ho amin' ny ialan' ny fahamarinana ilay zanany nania [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||||||||
Citations | Proverbes contenant le mot averina | ||||||||||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |