Entrée avy
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache  [Bara] tonga [1.78]
 Manatona, mandroso ho eo amin' ny tena, tamy: Mitondrà elo fa sao avy ny orana [1.1]
Explications en anglais to come [1.7]
Explications en français venant, qui vient, arrivant, qui arrive, qui descend de, qui est envoyé par, qui est tiré de, extrait de, qui provient de, qui est originaire de [1.3]
 arriver, venir [1.8]
Morphologie 
avy
aviko
avinao
aviny
avintsika
avinay
avinareo
avin'
avin-
avim-
hoavy
hoaviko
hoavinao
hoaviny
hoavintsika
hoavinay
hoavinareo
hoavin'
hoavin-
hoavim-
avia
Dérivés 
Mots composés 
Exemples 
1Tsy maninona ny hoaviko! [2.270]
2Aiza avy ny naman' ialahy? [2.4]
3Fa ikalakely ity kosa avy taiza? [2.5]
4Fa ny fianakaviana kosa, tsy misy miantoka ny hoaviny [1.369]
5Nefa saika hadino fa izahay anie mbola mpianatra ary manana adidy ny hanomana ny hoavinay tsirairay avy [2.356]
6Misisika ny amin'ity saina tia karokaroka ity izahay, satria inoanay fa miankina amin'io ny hoavin'ny tanindrazana [2.503]
Proverbes 

Entrée avy
Partie du discours nom
Explications en malgache niavian' ny manavy, fanaviana [1.1]
Explications en français fièvre, mauvaise humeur, caprice [1.3]
Vocabulaire 
Morphologie 
avy
aviko
avinao
aviny
avintsika
avinay
avinareo
avin'
avin-
avim-
Dérivés 

Entrée avy
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Koa: Izany avy ka mahatezitra anao [1.1]

Entrée avy
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Rehetra ary tsirairay: Nomeko paiso dimy avy ny mpianatra; izany hoe ny mpianatra rehetra dia nomeko paiso dimy tsirairay; matetika no ialohan' ny teny hoe "samy" ny matoanteny: Samy nandray ariary zato avy izahay tala lahy [1.1]

Entrée avy
Partie du discours nom
Explications en français  [Betsileo] (de avy : caprice) Ipomoea wightii (Wall.) Choisy (Convolvulaceae). Jolie plante, mais qui pousse à sa fantaisie. [1.196]
Vocabulaire 
Nom scientifique Ipomoea wightii

Anagrammes iva, vay, via, AVI

Mis à jour le 2022/04/28