Entrée baba
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Bara, Sihanaka, Tanosy] ray, dada
  [Rakotosaona 1975] [Betsimisaraka] ray
  [Rajemisa 1985] Ray, dada (teny efa tranainy, nefa mbola fampiasa ankehitriny any anindrantany: Baba sy nindry
Mitovy hevitra: aba ~ kaky
¶ Lehilahy efa antitra dia antitra, konka
Explications en anglais  [Richardson 1885] father
Explications en français  [Abinal 1888] (vieux mot). Papa
Vocabulaire 
Synonymes aba ~ ada ~ dada ~ ikaky ~ ray
Analogues  bababe ~ babahely

Entrée baba
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Tsara tarehy, kanto (tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny mpisolo anarana fanao tovana ny: Babany izany raha tarehin' olona
¶ Tsy leo amin' ny zavatra ataony, manan-daza, manehoeho
Explications en anglais  [Richardson 1885] an expression of surprise mingled with pleasure. Beautiful! capital! Famous! [Swa. Beba, root of verb with the same meaning.]
Explications en français  [Abinal 1888] Beau, magnifique, fameux
Analogues  babaray ~ babareny

Entrée baba
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] miharihary

Entrée baba
Partie du discours Non spécifié
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] jereo babaka
Mots composés, titres, noms 

Mis à jour le 2020/07/31