Entry banga ridana tsy am-bodiakoho
Elementary words banga ridana ; tsy ; vodiakoho
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny ankizy banga mifo-nify (heverina manko fa ny antitra ihany, izay omena ny vodiakoho, no tokony ho banga [1.1]

Updated on 2023/11/20