|
|
|
|

Entry (1/2)1  vody
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
Vocabulary  4  Biology
Explanations in Malagasy  5  Ny fitombenana na ny fipetrahana: "Mikisaha ny vody kely hipetrahan' ny vody be", hoy ireo mpanifikifika ny madinika
6  Ny faritra ambany amin' ny zavatra iray: Nitsangantsangana teny am-body tendrombohitra izahay
7  Fotobeny manakaiky ny fakany: Vody hazo, vody trano
8  Ny farany ambany amin' ny lavaka, na ny fara laharana amin' ny mpilahatra: Vody lavaka ~ Vody laharana
9  Ny fakan' ny zavamaniry fihinana sasantsasany toy ny mangahazo, vomanga, saonjo sns...: Vody saonjo. [1.1]
Explanations in English  10  the rump, the posterior (vulgar when used about humans) [1.7]
Explanations in French  11  le derrière, le postérieur, la croupe [1.8]
12  (sens général : derrière, base, fondement). Pour les arbres : la souche, le pied, la base du tronc. On dit par exemple : ambodi-akondro (au pied des bananiers) ~ ambodi-bonara (au pied du « Bois noir » ou Albizia lebbeck). Ce sont des noms donnés à de très nombreux villages. En composition : vodi-tronga : souche des arbres coupés ; chicot.
13  Pour les plantes herbacée : la souche surtout si elle est renflée, le tubercule épigée ou hypogée, le bulbe, les racines tuberculeuses, etc. Exemples : Makadiry ny vodin' ity mangahazo ity (les tubercules de ce manioc sont énormes) ~ Mampandatsa-dranomaso ny vodi-tongolo (le bulbe de l'oignon fait verser des larmes). En composition : vodi-bary : éteule ; bas de chaumes restant debout après la moisson. [1.196]
Examples  14  Lalovany ny tranony, ivarinany ny hady, itampifiany ny vody hazo, savasavainy ny vero mandifotr' olona sy ny dingadingana manolo-pasana. [2.470#30]
15  Sahala amin' ny vody soaonjo ny vody viha, saingy lehibe. [2.472#39]
Morphology 
16  Simple :
17  Prefixed :
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Ethnonyms 
Toponyms 
Holonym 
Proverbs  38  Proverbs containing the word vody

Entry (2/2)39  vody
Part of speech  40  noun
Explanations in French  41  arbre, plante [Sakalava-Mayotte] [1.405]

Anagrams  42  dovy, vody

Updated on 2023/05/21