Entry basy maty
Elementary words basy ; maty
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Basy efa simba tsy mipoaka intsony
Enti-milaza olona tsy mahalala menatra, tsy valahara, nanaovana ny matoan-teny hoe mibasy maty: Tsy menatra manao ratsy [1.1]
Explanations in French C' est un fusil détraqué. On donnait ce surnom aux personnes éhontées [2.415]

Updated on 2023/01/01