Entry | beazina (be) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Atao izay hahalehibe aratsaina sy ara-panahy, tezaina, velomina, ampianarina: Nobeazina tamin' ny fahatahorana an' Andriamanitra ny zaza malagasy fahiny [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Other spellings | biazina | ||||||||
Updated on 2023/01/05 |