Entry betsaka
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Be isa, be dia be: Betsaka ny karazan' olona eto ambonin' ny tany ~ Misy voay ve atỳ aminareo? Betsaka azy atỳ avarabaratra atỳ, tompoko [1.1]
Explanations in English Much, many, in great quantities, in great numbers. See maro, be. [Mal. Besar.] [1.2]
 Many; much [1.7]
Explanations in French Nombreux; beaucoup [1.8]
Examples 
1Betsaka ny olona niditra. [2.472]
2Misaotra betsaka, hoy i Donga. [2.472]
3Lehibe noho ny olona ny sary iray, ary betsaka ny faritra boribory mitatao etsy sy roa. [2.470]
4Dia nisotro toaka betsaka izy rehetra. [2.48]
Derivatives 
 
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31