Entry bolantany (bola, tany)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [ bolan-tany ] Anarana omena itỳ tany onenantsika itỳ amin' ny maha-planeta azy, iray amin' ireo sivy mihodidina ny masoandro; miendrika bola somary fisaka eo amin' ny tendrony roa ny bikany, ka mirefy 6.378.388 m, ny tanany mankany amin' ny ekoatera, ary 6.366.912 m. ny mankany amin' ny tendron-tany [1.1]
Explanations in French Sphère terrestre, globe terrestre [1.13]
Vocabulary 
Compound words 

Updated on 2023/05/19