|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  -bony
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe vony
Ohatra  3  anivony, tatamo mivela-bony soa [1.265]
4  Ny Brakta dia ny ravina eo am-pototry ny tahom-bony [1.357#9]
5  ny renitantely mitaom-bony ka mihararetra sy mimonomonona ary mihahohaho hatraiza hatraiza [2.587]

Teny iditra (2/3) 6  bony
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 jereo abony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 voir abony [1.3]

Teny iditra (3/3) 10  bony    
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny anglisy  12 taolanina [1.2]

Fivaditsoratra  13 Bonì, bony

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/17