Entry | vony | ||||||
Part of speech | adjective | ||||||
Explanations in Malagasy | Loko na volon-javatra sahala amin' ny tamotamo; haboka: Vony ny tamenak' atody [1.1] | ||||||
Explanations in English | Yellow [1.7] | ||||||
Explanations in French | Couleur jaune [1.8] | ||||||
Synonyms | vonivony | ||||||
Compound words |
| ||||||
Tables and plates | The Colors | ||||||
Entry | vony | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | Ilay bokony mena mavokely amin' ny zavamaniry izay mamontsina dia vaky felana ary misy tonga voa, misy tonga voninkazo; fanja [1.1] | ||||||
Taovam-pananahan'ny zavamaniry [1.13] | |||||||
Explanations in English | A flower [1.7] | ||||||
Explanations in French | Fleur [1.8, 1.13] | ||||||
Fleur ; à ne pas confondre avec vony (adjectif) [1.196] | |||||||
Vocabulary | Botany: (in general) | ||||||
Morphology |
| ||||||
Derivatives |
| ||||||
| |||||||
Compound words |
| ||||||
Compound words, titles, names |
| ||||||
Toponyms |
| ||||||
Proverbs | Proverbs containing the word vony | ||||||
Entry | voñy | ||||||
Part of speech | Unspecified | ||||||
Explanations in Malagasy | [Taisaka, Tambahoaka] Fierena [1.78] | ||||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |