Entry botrina (botry)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao tonga botry, mahantra: Dia hobotrinao izany i dadatoanao amin' ny filafihanao ao aminy mandavan-taona? [1.1]
Morphology 
Present : botrina, botriko, botrinao, botriny, botrintsika, botrinay, botrinareo, botrin', botrin-, botrim-, botri-
Past : nobotrina, nobotriko, nobotrinao, nobotriny, nobotrintsika, nobotrinay, nobotrinareo, nobotrin', nobotrin-, nobotrim-, nobotri-
Future : hobotrina, hobotriko, hobotrinao, hobotriny, hobotrintsika, hobotrinay, hobotrinareo, hobotrin', hobotrin-, hobotrim-, hobotri-
Imperative : botria

Updated on 2023/01/20