|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 botry
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Lakana lehibe izay misy voizina na entin' ny lay na mandeha amin' ny herin' ny milina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a boat [Eng. boat]. [Provincial] [1.2]
5a schooner used in coastal trade (west coast). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6navire à voiles non ponté.. [Tankarana] [1.19]
7goélette ou boutre arabe de la côte ouest. [1.8]
Voambolana  8 Fifamoivoizan-tsambo
Teny nalaina  9 Soratra misy io teny io

Teny iditra (2/3)10 botry
Sokajin-teny  11 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  12Fohy, zeny, tsy mitombo intsony: Hazo botry. / Zazavavy botry kely.
13Tsy manana, lany harena, rava, fananana: Izao vao tena botry Rakoto fa lany matin' ny ramoretaka ireo kisoa roa hany sisa nompiany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14stunted, dwarfish. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15rabougri, chétif. [1.8]
16Rabougri, comme la végétation des sommets montagneux, sur sols squelettiques: Hazo botry (un arbre rabougri, souffreteux, chétif).. [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  31Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  32 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/3)33 botry
Sokajin-teny  34 anarana
Fanazavàna teny frantsay  35Nom d'une espèce de riz de montagne (vary botry). Elle a l'avantage d'être peu exigeante.. [1.196]
Voambolana  36 Haizavamaniry

Fivaditsoratra  37 bitro, 38 botry

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02