Entry diboka
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Difotra ao anaty rano, na sarona tsy misy miseho: Dibo-drano ny tanimbary
Feno: Dibokafaliana ny fonay amin' izao fahatongavanao izao [1.1]
Explanations in English Full, crowded, covered, as with water [1.2]
Examples Fa diboka ny fahoriana ny fanahiko; [2.996]
Derivatives 
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/10/24