Entrée didy
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fizarazarana zavatra mivaingana amin' ny zava-maranitra toy ny antsy; rasa, tetika, kapa: Ataovy didy sompirana ny hena
¶ Fanapahana lamba hanaovana akanjo: Tsy tiako itỳ didy akanjonao ity
Explications en anglais  [Richardson 1885, Hallanger 1973] a cut
Explications en français  [Hallanger 1974] coupe, incision
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot didy (1): Didy

Entrée didy
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Lalàna, fitsipika, baiko: Toy izao ny didin' ny fikambananay ka asa raha hiditra ianao
Explications en anglais  [Richardson 1885] a command, an order, a law, a will. [Mal. litah] lily is used for this in the provinces
  [Hallanger 1973] a command
Explications en français  [Hallanger 1974] commandement
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 

Entrée didy
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Aretina mpahazo ny maso izay mahatonga ny hodimaso hiraikitra ka tsy afa-mihiratra tsara: Indroa andro izao no didy ny mason' Ibalita kely
¶ aretina mpahazo ny tongotra, izay mampisy tataka kely amin' ny elanelan' ny rantsana; ny tena ilazana io aretina io anefa dia hoe didintsokina
Vocabulaire 

Entrée didy
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Tanosy] mamo
Dérivations 

Entrée Didy
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Coordonnées -18.1166667, 48.5333333
Toponymie didy

Mis à jour le 2020/07/31