Entry | domiverina | |
Elementary words | dona ; miverina | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fipaikan-javatra amin' ny rindrina na zavatra hafa izay mahatonga azy hiverina amin' ny toerana niaviany ihany indray: Raha sendra rindrina ny feo, dia manao domiverina, ka izany no mahatonga ny ako [1.1] | |
Explanations in French | Choc en retour [1.3] | |
Contre-coup [1.13] | ||
Hyponyms | ||
Entry | Domiverina | |
Elementary words | domiverina | |
Part of speech | name (play) | |
Explanations in French | Opérette de 1939 [1.59] | |
Author | Rajaonson Charles, 1939 | |
Vocabulary | Literature: plays | |
Tables and plates | All the titles | |
Updated on 2023/10/22 |