|
|
|
|

Teny iditra1  efajato
Singan-teny  2 efatra, 3 zato
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  5 Four hundred [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Quatre cent [3.1]
Isam-pirenena  7 400
8 CD [3.1]
Ohatra  9  efajato na dimanjato taona no efa nifampikasohan' ny Tanindrana tami' ny Vazaha [2.471#61]
Voambolana  10  Matematika: rafitrisa
Tsanganana sy sary iray takila  11  run="manisa" label="manisa" />Andriamihaja: Fanisana vaovaoEfajato na dimanjato taona no efa nifampikasohan' ny Tanindrana tami' ny Vazaha
Lahatsoratra  12  run='/bins/articles?a=fanisanavaovaoandriamihaja'>Andriamihaja: Fanisana vaovao

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26