Entrée |
erà
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Ambony; toerana avo iavian' ny rano amin' ny renirano (mifanohitra amin' ny ava): Tany irà ilay amboadia no nisotro, ary tany ava ilay zanak' ondry, kanefa dia ilay zanak' ondry indray no nolazainy fa nandoto ny rano nosotro iny / Avy any erà no nidina itỳ lakana itỳ
[Rajemisa 1985]
|
Explications en français | amont [Abinal 1888 page 128]
|
Vocabulaire |
Synonymes | |
Antonymes |
Mots composés, titres, noms |
|
|
Entrée |
era
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Enti-milaza fifampiraharahana na fanalalanana [Rajemisa 1985]
|
Dérivations |
|
Entrée |
era
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Taisaka]
filazana [Rakotosaona 1975]
|
| [Bara]
fifanarahana [Rakotosaona 1975]
|
| Fangatahana na fiangaviana lalana alohan' ny hanao zavatra: Efa vita era tsara tamin' ny rainao ve ny handehananao? [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | consent, permission [Hallanger 1973]
|
Explications en français | permission [Abinal 1888 page 128, Hallanger 1974]
|
| action de consulter, de demander conseil, consentement [Abinal 1888 page 128]
|
| action de demander la permission [Hallanger 1974]
|
| [Taisaka]
avis [Deschamps 1936]
|
Dérivations |
Mots composés, titres, noms |
|
|
Entrée |
era
 |
Partie du discours | nom
|
Explications en anglais | fanisana taona manomboka amin' ny nisehoan' ny zava-dehibe anankiray [Hallanger 1969]
|
|