Entry | erana (era) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Angatahan-dalana: Erao kely aho fa tsy afaka hiasa anio [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Entry | erana | ||||||||
Part of speech | noun | ||||||||
Explanations in Malagasy | Izay mahafeno ny haben' ny zavatra anankiray manontolo, ka mety hilaza:
-- fatra izany: Kely lavitra ny eran' ny sotro noho ny eran' ny kaopy; -- na halehibeazana: Ny eran' ny lohanao ihany no halaiko ho marika hanaovana ny satrony satria mitovy ny iohanareo; -- na fetra: Aza matahotra ianao fa hataoko ny eran' ny aiko; -- na habe: Ohatrinona ny eran' angady amin' ny toerambomanganao? [1.1] | ||||||||
Explanations in English | A full measure [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Mesure pleine; ce qui est possible [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Derivatives |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Entry | erana | ||||||||
Part of speech | noun | ||||||||
Explanations in Malagasy | [Sihanaka] Harim-bilany, molaly [1.78] | ||||||||
Entry | eraña | ||||||||
Part of speech | noun | ||||||||
Explanations in Malagasy | erana [1.13] | ||||||||
Entry | erana | ||||||||
Part of speech | noun | ||||||||
Explanations in French | Espace [1.13] | ||||||||
Vocabulary | Mathematics: algebra | ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Entry | erana | ||||||||
Part of speech | noun | ||||||||
Explanations in French | (de erana : qui est capable de contenir quelque chose ; du malais sedang).
Nom de divers
cyperus (Cyperaceae) avec lesquels on tresse des corbeilles, des paniers, des instruments capables de contenir des grains ou d'autres produits de l'agriculture.
Ce sont notamment :
[Betsimisaraka, Tanosy] Cyperus latifolius var. herana (Cherm.) Cherm. Cyperus latifolius var. solidifolius (Boeckeler) Cherm.; Cyperus dives Delile (Cyperaceae) . Voir aussi herana. [1.196] | ||||||||
Scientific name | Cyperus dives, Cyperus latifolius var. herana, Cyperus latifolius var. solidifolius | ||||||||
Vocabulary | Botany | ||||||||
Updated on 2023/07/14 |
![]() |