Entry fahadisoana (diso)
Part of speech noun
Explanations in English Error, guilt [1.2, 1.7]
 Criminality, failure, deficiency [1.2]
 A mistake [1.7]
Explanations in French Faute [1.3, 1.8]
 Culpabilité [1.3]
 Erreur [1.8]
Examples 
1Tsaroako izao ny fahadisoako [2.996]
2Moa ahy irery ve ny fahadisoana? [2.499]
3Dray, fahadisoanao be mihitsy izany [2.472]
4Inona no fahadisoan' Andriamasinavalona? [2.113]
5fa raha maro sahanina hianao, tsy hilaozam-pahadisoana [2.996]
Morphology 
Simple : fahadisoana, fahadisoako, fahadisoanao, fahadisoany, fahadisoantsika, fahadisoanay, fahadisoanareo, fahadisoan', fahadisoan-, fahadisoam-, fahadisoa-
Prefixed : -pahadisoana, -pahadisoako, -pahadisoanao, -pahadisoany, -pahadisoantsika, -pahadisoanay, -pahadisoanareo, -pahadisoan', -pahadisoan-, -pahadisoam-, -pahadisoa-
Synonyms hadisoana
Compound words 

Updated on 2023/08/11