Entry | faharomotana (romotra) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in English | The rabies [1.7] | |
Explanations in French | La rage des chiens [1.8] | |
Vocabulary | Zoology: (in general) ~ Health | |
Entry | faharomotana (romotra) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Aretin-dratsy mahatonga toa adala manaikitra amim-pisafoahana izay sendra azy Fisafoahana, fisamontitra [1.1] | |
Explanations in English | Uncontrolled anger [1.7] | |
Explanations in French | Fureur [1.8] | |
Examples | ny sitrapo vesaran' ny tsiny sy ny heloka ka tonga malemy tsy mahahetsi-tena raha tsy idiran' ny demonian' ny fahatezerana sy ny fankahalana mbamin' ny faharomotana;
[2.285] | |
Vocabulary | Emotions | |
Updated on 2023/06/12 |