Entry fahasivy (sivy)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny filaharana manaraka ny fahavalo [1.1]
Explanations in French Neuvième [1.3]
Examples dia andro tsara indray ny fahafito sy ny fahavalo ary ny fahasivy indray dia andro ratsy; [2.508]
Compound words 

Entry fahasivy (sivy)
Part of speech noun
Explanations in French Neuf brasses [1.3]

Entry fahasivy (sivy)
Part of speech noun
Explanations in French Terme de Sikidy [1.3]
Vocabulary 
Analogs  sikidy

Entry fahasivy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taimoro] Fanahy, avelo [1.78]
  [Bara] Lolo, matoatoa [1.78]
  [Betsileo] Avelo, lolo [1.1]
Explanations in English The ancestors, or spirits of the ancestors [1.2]
Examples izany no nataony hoe "matoatoa" , "ambiroa" , "fahasivy"; [2.285]

Updated on 2020/07/31