Entry | 1 famakian-teny |
Elementary words | 2 famakiana, teny |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in English |
4 [famakianteny] a reading book or lesson 5 [famakianteny] a lectern [1.2] 6 reading; a reading lesson [1.7] |
Explanations in French |
7 la lecture; un morceau à lire [1.8] 8 lecture [1.13, 1.66] |
Examples |
9 Tsy mitompo teny fantatra ny mpanoratra, nefa hafa lavitra noho ireo boky famakianteny malagasy efa misy amin'izao fotoana izao [2.332#] 10 Koa heverinay fa ho fanoitra lehibe ho an' ny mpianatra eo amin' ny famakianteny sy fanazaran-tsaina ny rohy Vola mba hirosoany ho amin' ny lalindalina kokoa hatrany eo amin' ny fianarany sy ny fiainan-koaviny [2.117#] |
Titles | 11 Fary Mamy : Boky famakian-teny, kilasy famaranana (Rabemolaly Fanomezana) |
Updated on 2023/11/26 |