Entry (1/2) | 1 teny |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Linguistics |
Explanations in Malagasy | 4 Feo avoakan' ny vavan' ny olombelona, izay misy heviny: Tsy nanonona teny na dia indraim-bava aza izy 5 Fitambarana tarehintsoratra misy heviny, rafipeo milaza hevitra iray ka atao indray manonona sy indray manoratra: Misy teny telo ao amin' ny hoe: "Io eo Rakoto" 6 Enti-milaza koa ny karazan-teny ampiasain' ny firenana samihafa: Mahay teny anglisy ve ianao? [1.1] |
Explanations in English | 7 a word; speech; a language [1.7] |
Explanations in French | 8 mot [1.3, 1.8, 1.13, 1.5]9 parole [1.3, 1.8, 1.5]10 proposition, discours, commandement, prohibition, défense, commission, la volonté exprimée des ancêtres, des parents [1.3]11 ordre [1.5]12 langue [1.8, 1.13]13 langage [1.8] |
Examples |
14 ka ahoana ny teniny ahoana ny hafany? [2.131] 15 ary izao no teny nentiny nila azy: [2.293] 16 -Izany ihany no teniko aminareo, hoy ny Vazaha. [2.324] 17 Atao dikan' ilay teny grika hoe: [1.38] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Titles |
|
Proverbs | 81 Proverbs containing the word teny |
Entry (2/2) | 82 teny |
Part of speech | 83 adverb, past form |
Explanations in Malagasy | 84 Endriky ny mpamaritra matoanteny "eny" ilazana ny lasa: Nisy olona efa teny amin' ny volana ve tamin' ny taona 1920? [1.1] |
Examples |
85 Nony tonga teny atsimotsimo akaikin'ny tanàna izy, dia tsiravina nahita ny faty niampatrampatra teny [2.324] |
Elementary words | 86 t~, eny |
Tables and plates |
87 All the adverbs |
Anagrams | 88 enty, teny |
Updated on 2024/03/21 |