Entry faminany (vinany)
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Fomba entina maminany
Azo vinanìna [1.1]
Examples Tiako ny ho namaly azy hoe : "Mba vinanio» kanefa hataony ahoana moa ny ho faminany fa ilaina ny tady maromaro hamatorana entana ho entina any Mahajanga. [2.356]

Anagrams 

Updated on 2023/04/14