Entry famotorana (fototra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanadinadinana atao mba hahitana izay nanao, raha nisy heloka bevava vita; fakana am-bavany: Tapa-bolana vao vita ny famotorana ireo voampanga mihoatra ny zato [1.1]
Explanations in French L'action d'aller à la racine, les moyens [1.3]
Examples 
1Dia samy nanao famotorana ny roa tonta. [2.356]
2Natao ny famotorana: tratra Rainitsarahoela. [2.298]
Titles Famotorana ny fiteny malagasy

Anagrams 

Updated on 2023/10/12