Entry fampivondronana (vondrona)
Part of speech noun
Examples 
1Nifamatotra tamin' ny velirano ny Mpanjaka sy ny Mpanolotsainy ary ny vahoaka, ka ny Mpanjaka tsy hivadika amin' ny adidy fampivondronana sy fampihavanana; [2.508]
2Efa noresahintsika ny atao amin' izao fotoana izao dia ny fampifangaroana, ny fanaparitahana sy ny fampivondronana ny fianakaviana any amin' ny site natokantokana. [1.369]

Updated on 2023/01/20