Entry | 1 fanamarihana (marika) |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 fisintonana ny saina amin-javatra maningana 4 famantarana manokana [1.13] |
Explanations in French |
5 remarque 6 marquage [1.13] |
Examples |
7 Misy fanamarihana tsy maintsy atao. [4.27#] 8 Ninianay tsy nasiana fanamarihana na fanontaniana izy. [2.285#] 9 Efa voan' ny fanamarihana momba io koa ny tenanay indray andro. [2.356#] |
Compound words |
|
Anagrams | 12 fahamanirana, fahamarinana, fahamiranana, fanamarihana |
Updated on 2023/07/29 |