Entry | fanambady (vady) | |
Part of speech | noun or adjective | |
Explanations in Malagasy | Fomba entina manambady Azo alaina ho vady: Taranak' olona tsy fanambady ireny [1.1] | |
Explanations in French | Manière d’épouser Qui est digne d'être épousé [1.3] | |
Examples | Hataoko ahoana ny ho fanambady ny zanak' olona amin' ity karama-miaramila?
[2.471] | |
Updated on 2023/02/16 |