Entry fanampina (tampina)
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Fomba entina manampina, manentsina
Azo tampenana [1.1]
Examples Raha azo atao dia omeo fanampina zinc ny zazakely na zaza voan'ny aretim-pivalanana [2.424]

Anagrams 

Updated on 2023/04/14