Entry |
fanandrana
(andrana)
|
Part of speech | noun or adjective
|
Explanations in Malagasy | Fomba entina manandrana, mitsapa mialoha Azo andramana: Tsy fanandrana ny fahafatesana [1.1]
|
Explanations in French | Ce que l'on essaie, qu'on goûte, manière d'essayer [1.3]
|
|
Entry |
fanandrana
(tandra)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanongotana amin' ny tandra [1.1]
|
Explanations in French | L'action de saisir avec les pinces, les tenailles, l'instrument, la cause [1.3]
|
|
Entry |
fanandrana
(tandra)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanomezana tandra, na zavatra atolotra zaza iray mbola tsy teraka na marary, mba hisambasambana fahaterahana na fahasitranana soa aman-tsara ho azy [1.1]
|
|
Entry |
Fanandrana
|
Part of speech | name (toponym)
|
Vocabulary |
Coordinates | -18.2666667, 49.2666667
|
|