Entrée fanatanjahantena (tanjaka, tena)
Partie du discours nom
Explications en malgache [ fanatanjahan-tena ] [Rajemisa 1985] Fitambaran' ireo fampiasan-tena isan-karazany: fandehanana an-tongotra, hazakazaka, fibatan-javatra, lomano, fanetsehana ny tanana, sandry, tongotra, fanalefahana ny hozatra, sns... mba hanatanjahana, hanamafisana ny tena
Explications en français  [SLP 1986] éducation physique
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31