Entry fanatanterahana (tanteraka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Famitàna tsara hatrany amin' ny farany [1.1]
Explanations in French Réalisation [1.13]
Examples 
1Napetraka tamiko ny fanatanterahana ny asa. [2.356]
2Ho fanatanterahana izany dia misy sorona atao. [2.508]
3Izy no mitandro ny fanatanterahana ny didim-pitsarana. [2.114]
Compound words 

Updated on 2023/10/16