Entry fanavaozana (vao)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanoloana hala: Isaky ny efatra na dimy taona no fanovaozana ny fitaovam-pambolena
Fanamboarana ho tonga tahaka ny vaovao: Fanavaozana fiarakodia mihitsy raha itỳ trano fanamboarana
Famerenana indray, fanindraozana: Raho tianao, dia hanao fanavaozana ny fifanekentsika isika izao. / Fanavaozana ny toky nomena tamin' ny batemy [1.1]
  [1.13]
Explanations in English Renewal [1.7]
Explanations in French Renouvellement, rénovation [1.8]
 Régénération [1.13]
Compound words 
Analogs  fihavaozana

Updated on 2023/09/09