|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 vao
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Tsy mbola simba: Mofo vao vidina fa efa leon' ny mofo mialina andro aho.
4Niseho tsy ela izay: Fery vao.
5Tsy tranainy, tsy ton-ta: Nosoloana dabilio vao daholo ny dabilio tao am-piangonana. Ny mpamaritra matoanteny "Vao" dia manan-kevitra samy hafa araka ny matoanteny miaraka aminy, na milaza ny ankehitriny, na ny lasa, na ny ho avy: 1) Mbola eo...: Vao misakafo izahay. 2) Avy... tsy ela akory: Vao nisakafo izahay. 3) Efa akaiky ny: Vao hisakafo izahay.
6Raha vantany avy...: Vao nahare poa-basy izy dia nandositra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7Nouveau, récent, neuf, frais, tendre: Homam-bary vao izahay (Nous mangeons du riz nouveau) ~ Mbola vao ireo kiraro ireo (Ces souliers sont encore neufs) ~ Ividiano mofo vao aho (Achetez-moi du pain frais, tendre). [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  23Fikambanana 42 amin' io teny io

Teny iditra (2/4)24 vao
Sokajin-teny  25 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  26nouvellement, récemment, dernièrement, depuis peu, sur le point de: Vao tonga izy (Il est arrivé récemment, dernièrement, depuis peu) ~ Vao handeha izy (Il est sur le point de partir). [1.3]

Teny iditra (3/4)27 vao
Sokajin-teny  28 anarana
Fanazavàna teny malagasy  29anaran-kazandrano. [Taisaka] [1.78]
Voambolana  30 Haibiby: trondro

Teny iditra (4/4)31 vao
Sokajin-teny  32 anarana
Fanazavàna teny frantsay  33(ici : « dès que » ; la floraison de cette plante marquait le départ des piroguiers Vezo pour la pêche en haute mer ou la dangereuse chasse au cachalot. Il fallait partir dès que la première fleur s'ouvrait, d'où le nom malgache). Crinum firmifolium Baker (Amaryllidaceae). Nom relevé d'après Tabibo d'Ambato-Boeny : d'après cet empirique, le bulbe toxique est surtout employé en emplâtre sur les abcès et furoncles ; il en assure la détersion et la cicatrisation. On l'emploie peu par la bouche car il est toxique (présence d'alcaloïdes confirmée).. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  34 Haizavamaniry 35 Fahasalamana
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  36 avo, 37 ova, 38 vao, 39 voa~

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11