Entry fanazavana (zava)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanovana izay hampahazava: Ampio labozia iray fa tsy ampy ny fanazavana itỳ efitra itỳ izany
Filazalazana misimisy kokoa mba hahazoana zavatra iray: Omeo fanazovana kely aho hoe momba io raharaha io
Fivoasana, famoaboasan, filazana heviteny: Misy sarotra iheny indraindray ny fanazavana hain-teny [1.1]
Explanations in English The act of illuminating; an explanation [1.7]
Explanations in French Action d'illuminer, d'éclairer [1.3, 1.8]
 L’action de bien expliquer, de rendre distinct, le moyen, la cause [1.3]
 Explication [1.13, 1.8]
Examples 
1Fanazavana ny amin' ny fiovan' ny diany. [1.38]
2Nanohy ny fanazavana ihany ireto namako. [2.356]
3Telo karazana ny fanazavana voasoratra ao. [2.117]
4Tehaka be no nandraisan' ny mpihaino ny fanazavana. [2.472]
Morphology 
Simple : fanazavana, fanazavako, fanazavanao, fanazavany, fanazavantsika, fanazavanay, fanazavanareo, fanazavan', fanazavan-, fanazavam-, fanazava-
Prefixed : -panazavana, -panazavako, -panazavanao, -panazavany, -panazavantsika, -panazavanay, -panazavanareo, -panazavan', -panazavan-, -panazavam-, -panazava-
Compound words 

Updated on 2023/06/10