Entry | fandrin > fandry | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Fomba na toetran' ny olona na biby mandry, mitsotra: Jereo itỳ fandrin' ny zanakao: ny lohany indray no any an-tongotra Fiafarana: Manao ahoana ny fandrin' ny resaka tao? [1.1] | |||
Examples | Ny fanao ratsy hafa koa amin' ny tsy fanajana ny hevitry ny hafa dia ny fanazimbazimbana ny hevitry ny namana izay tsy mitovy fandry amin' ny hevitry ny tena.
[2.285] | |||
Derivatives |
| |||
Compound words |
| |||
Entry | fandrin > fandry | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | [Taimoro] Zavamaniry lava ravina fanaovana tafo, fandrana [1.78] | |||
Vocabulary | Botany: grass | |||
Synonyms | fandrana | |||
Entry | fandrin > fandry | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in French | [Sakalava] Plante non identifiée dont on mange les graines. On l'appellerait aso en Imerina (d'après Samat). Ce dernier nom paraît forgé par un informateur facétieux ( eso : moquerie, se moquer de quelqu'un). [1.196] | |||
Vocabulary | Botany | |||
Anagrams | fandry, findra |