Entry fandrodana (rodana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba entina manjera amin' ny tany, mandrava
Azo arodana [1.1]
Explanations in French Ce qu’on peut renverser, manière de renverser [1.3]
Examples Mandra-pahoviana no hiantorahanareo amin' olona, mba hiarahanareo mandrodana azy, toy ny fandrodana tamboho mitongilana, tahaka ny manda efa mihotsaka? [2.996]

Updated on 2023/01/07