Entry fanineniny (inenina (enina))
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Famerenana asa iray hatramin' ny inenina: Fanineniny no niverenako teo nefa tsy nahita azy aho [1.1]
Explanations in French Pour la sixième fois [1.3]
Examples Mbola nanana anaka koa Lià sy nitera-dahy fanineniny tamin' i Jakoba [2.996]
Morphology 
Simple : faninenina, fanineniny

Updated on 2023/01/20