Entry fanoranana (orana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Famotsiana, fandiovana (firava-bolamena, na volafotsy) [1.1]

Entry fanoranana (torana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanaovana izay hahatorana, izany hoe tsy handrenesana maharary: Ny klaoraofaorma no fanoranana taloha [1.1]
Explanations in French Anesthésie générale [1.13]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20